Fiteny sesôtô
Ny fiteny sesôtô na fiteny sôtô atsimo dia fiteny ao amin' ny tapany atsimon' i Afrika. Anisan' ireo fiteny banto ny fiteny sesôtô izay ao amin' ny fianakaviam-piteny nijerô-kôngôley. Ny vahoaka basôtô ao Lesôtô no miteny azy indrindra sady mifandray amin' ireo fiteny sôtô hafa toy ny fiteny setsoana sy ny fiteny sôtô avaratra. Tamin' ny taona 1993 dia niisa 1 493 000 ny olona miteny sesôtô ao Lesôtô ka mahatratra ny 85 %n' ny mponina ao amin' io firenena io izany. Tamin' ny taona 2001 dia niisa 3 555 186 ny olona miteny sesôtô ao Afrika Atsimo. Iray amin' ireo fiteny ôfisialy iraika ambin' ny folon' i Afrika Atsimo sady iray amin' ny fiteny ôfisialy roan' i Lesôtô ny fiteny sesôtô.
Jereo koa
hanova🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaKabary famangianaAdy Lehibe FaharoaTantaran' i MadagasikaraSokajin-tenyWiki HowRazana (finoana malagasy)Testamenta TalohaFiraisana ara-nofoMadagasikaraWikipedia:Community PortalFanandroana malagasySokajy:Ben'ny tanànan' AntananarivoTetiandro malagasyDokuWikiFivavahan-drazana malagasyFihavaozana karismatika katôlikaFamadihanaEsther RandriamamonjyFitodika sehatraEtazoniaKônsilyRavalomanana MarcTestamenta VaovaoWikipedia:FikambananaEncyclopædia BritannicaLeonhard EulerBaibolyKabary am-panambadianaFamoranaApôkalipsin' i JoanyFanekem-pinoanaWikipedia:DinikaLuiz Inácio Lula da SilvaAlahamadyVondrona EorôpeanaJohn KayBaiboly katôlika