Mikaela I Kerolariôsy
I Mikaela I Kerolariôsy dia patriarka tao Kônstantinôpla nanomboka tamin' ny taona 1043 ka hatramin' ny 1059. Teraka tamn' ny taona 1000 ary maty tamin' ny 21 Janoary 1059 izy. Atao amin' ny teny grika hoe Μιχαήλ Α΄ Κηρουλάριος / Mikhaêl I Kêroularios izy.
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/b/b9/Michael_Keroularios.jpg/235px-Michael_Keroularios.jpg)
Ny fifandirany tamin' ny papa Leô IX momba ny fanaon' ny fiangonana tamin' ny taonjato faha-11 dia nitana anjara toerana tamin' ny fisehoan-javatra samihafa nitarika ho amin' ny Fisaraham-bazana Lehibe tamin' ny taona 1054.
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaAdy Lehibe Faharoavi720Kabary famangianaAudrey TangWiki HowWikipedia:DinikaTantaran' i MadagasikaraKabary am-panambadianaFiraisana ara-nofoTetiandro malagasyDokuWikiWikipedia:Community PortalKolontsaina malagasyAlahamadyBeroberokaFanandroana malagasyWikipedia:FikambananaEtazoniaKabary tera-baoMadagasikaradkzo2Fahababoana tany BabilônaFamadihanaAdy Arabo-IsraelianaFady (malagasy)Encyclopædia BritannicaAsteraceaeMosavy (finoana malagasy)Vintana (finoan-drazana malagasy)Fiteny malagasyFiangonana Loterana MalagasyTestamenta TalohaAlakaraboAurangzebFivavahan-drazana malagasyDonat Tang Manasoa