Ranomamy
Ny ranomamy dia rano tsy misy sira na tena kely sira, mifanohitra amin' ny rano an-dranomasina sy ny rano masirasira. Ny ranon' orana, ny rano avy amin' ny renirano na farihy, ny rano ambanin' ny tany, ny ranomandry, sns. Ny hasirany ambany dia ambany no anafahana ny misotro azy. Io no fepetra ilaina amin' ny fahafaha misotro azy. Ny ranomamy amin' ny ankapobeny dia misy vainga levona latsaky ny iray grama isaky ny litatra (toy ny sira, ny metaly ary ny otrikaina). Raha ampitahaina, ny rano an-dranomasina dia misy vainga levona mihoatra ny 30 ary ny serôma fiziôloôjika dia misy 9 g/litatra (0,9 %).
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaTantaran' i MadagasikaraWiki HowAdy Lehibe FaharoaKabary famangianaDesambraDokuWikiVanin-tenyFanandroana malagasyMadagasikaraFiraisana ara-nofoFiteny malagasyFoko eto MadagasikaraWikipedia:Efemerida/toromarikaWikipedia:DinikaWikipedia:FikambananaKabary am-panambadianaMpanova (haikoriam-boanaratra)Vondrona EorôpeanaFiangonana Loterana MalagasyVintana (finoan-drazana malagasy)Andron' ny AlimoFitenim-paritra malagasyKilamba-KiaxiWikipedia:General disclaimerWikipedia:MombamombaWikipedia:Community Portal1282LimaKolontsaina malagasySihanakaSvatopluk PluskalTetiandro malagasyAndriamasinavalona1731HaitỳAntandroySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika