Sidôna
I Sidôna, izay fantatra amin' ny anarana hoe Sayda na Saida (Arabo: صيدا), no tanàna fahatelo lehibe indrindra ao Libanona. Any amin' ny Governemanta atsimo no misy azy, ary io no renivohitra, ao amin' ny morontsirak' i Mediteranea. I Tirôsy na Tira any atsimo ary ny renivohitra Beirut any avaratra dia samy 40 km avokoa. I Sidôna dia misy mponina manodidina ny 80 000 ao anatin' ny fetran' ny tanàna, raha ny velaran-tanànany kosa dia manana mponina mihoatra ny iray tapitrisa.
Jereo koa
hanova🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaAsaramanitra (volana malagasy)Manokana:FikarohanaAdy Lehibe FaharoaKabary famangianaWiki HowFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraTantaran' i MadagasikaraFanandroana malagasyRy Tanindrazanay malala ôTetiandro malagasyFiraisana ara-nofoDokuWikiSokajy:Firenena ao AfrikaMadagasikaraWikipedia:FikambananabnkueSokajy:FirenenaEtazoniaWikipedia:Community PortalSokajy:ReniranoMaurice BéjartHiram-pirenenaWikipedia:DinikaLeineTaom-baovao malagasyAlakaosyKabary am-panambadianaFilazantsara sinôptikaWikipedia:Efemerida/toromarikaSokajy:Nosy EoropeaninaManokana:Fiovana faranyFoko eto MadagasikaraSokajy:Renirano ao NiedersachsenTantaran' i EtazoniaAurangzeb23 MeyGeorges PompidouFilazantsara araka an' i Lioka