Tsotsoka
Ny tsotsoka na tsitsoka na montso dia ny hoditra afaha mihetsiketsika mandroso sy mirtina sady afaka mihodinkodina miankavia sy miankavanana izay, mandrakotra ny loha-filahiana raha tsy mihenjana ny filahiana, ary mihemotra izany amin' ny fihenjanana. Ny fanalana azy, izay atao hoe famorana, dia fandidiana izay fanaon' ny 30 % amin' ny lehilahy maneran-tany; ankoatra ny fitsaboana aretina izany fandidiana izany dia heverin' ny fikambanana ara-pitsaboana sasany ho toy ny tsy fanajana ny maha tsy azo anombinana ny vatana na ho toy ny fisorohana aretina. Ny tsotsoka eo amin' ny lehilahy dia mifanitsy amin' ny satroky ny kitso amin' ny fivavian' ny vehivavy.
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaAdy Lehibe FaharoaKabary famangianaWikipedia:FikambananaFiraisana ara-nofoDokuWikiKabary am-panambadianaTantaran' i MadagasikaraMaurice BéjartRongonyndl79Wiki HowIsaia (mpaminany)Wikipedia:Community PortalFanandroana malagasyTompondakan'ny baolina kitra Eoropeana 2024Foko eto MadagasikaraCristiano RonaldoBokin' i HenôkaMadagasikaraPragueVintana (finoan-drazana malagasy)Didy FoloSokajin-tenyEtazoniaMalagasy (vahoaka)TabascoIdealy TendrinavalonaAmboasary-AtsimoKabary tera-baoListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysBokin' i IsaiaSidonie FiadanantsoaLoharano QEndrika:All system messagesZava-mahadomelinaWikipedia:DinikaFaritra Anosy